Entrée mandatsaka (latsaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mametaka ary mandahatra sy mandrafitra: Mahay mandatsaka biriky tsara Rakoto
¶ Mampirotsaka: Efa mahay mandatsaka orana ankehitriny ny olo-mahay
¶ Mampiditra... ho tonga, hiana-draharaha: Mandatsaka ny zanany ho mpanefy firavaka izy
¶ Mampihena: Tsy afaka mandatsaka ny vidin' ny tranoko aho
¶ Mandetsy
¶ Manatody: Vao avy nandatsaka Ikalamainty iny voahitsaky ny fiarakodia iny.
Explications en anglais  [Richardson 1885] to lay down, to put down, to let fall, to put in
¶ fig. to flatter, to coax, to blandish, to wheedle, to impose on
  [Hallanger 1973] to cast down; to put down, to lay in place
Explications en français  [Hallanger 1974] faire tomber; poser des briques, etc; enrôler
Morphologie 
mandatsaka
nandatsaka
handatsaka
mandatsaha
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31