Entry mandefitra (lefitra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao izay foretana, mamoritra: Mandefitra ny rantsam-boaloboka
Miaritra, mihafy, mizaka izay mihatra: Mandefitra ny fanaratsian' ny olona
Mamela, tsy maniny: Nandefitra ny hadisoana kely vitanao aho hatramin' izay, fa ity kosa tsy zakako intsony. [1.1]
Explanations in English To endure, to suffer; to show forbearance [1.7]
Explanations in French Supporter, endurer; faire preuve de patience et de compréhension [1.8]
Morphology 
Present : mandefitra
Past : nandefitra
Future : handefitra
Imperative : mandefera
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11