Entry mandeha tsy voizina
Elementary words mandeha ; tsy ; voizina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana ny lakana kely izay manaraka fotsiny ny rano mivalana na tsofin' ny rivotra fa tsy ilaina hovoizina akory [1.1]

Updated on 2023/04/16