Entry mandimby (dimby)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitana ny toerana ka manohy ny asan' ny teo aloha ary mamelomaso azy: Ny zanaka lahimatoa no mazàna mandimby an-drainy
Manolo, avy eo aoriana: Ny alina mandimby ny andro [1.1]
Explanations in English To succeed [1.2, 1.7]
 To substitute, to take the place of [1.2]
 To replace [1.7]
Explanations in French Remplacer, succéder à [1.8]
Examples 
1ovan'ny taranako hatramin'ny taranaka fara mandimby. [2.588]
2Koa dia hianareo roalahy no mandimby ahy arak' izany. [1.436]
Morphology 
Present : mandimby
Past : nandimby
Future : handimby
Imperative : mandimbasa, mandimbaza
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/08/19