Entrée mandotra
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazam-bibilava lehibe, vasoka somary misy mainty mivolonkary ny volony, ary malaza ho masiaka
¶ Karazam-bibilava lehibe malaza ho mivelona ao anaty lava-bitsika, ka izany no iantsoana azy koa hoe renivitsika [1.1]
Vocabulaire 
Synonymes manditra ~ renimanditra

Entrée mandotra (dotra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandevona amin' ny afo: Didian' ny fanjakana ny mandotra ny fitafian' izay matin' ny habokana na nendra
¶ Manamasaka: Mandotra biriky, mandotra sokay
¶ Manery: Mandotra ny lehiben' ny fokontany ny fanjakana hanenjika ny mpangalatra omby
¶ Mandoro ary manala ny volom-biby vonoina [1.1]
Explications en anglais to burn with fire [1.2]
Morphologie 
mandotra
nandotra
handotra
mandora
Exemples Nefa taoriana dia samy namono ny azy indray, fa niforetan' ny mandotra tao anatiny. [1.437]

Anagrammes mandrota

Mis à jour le 2022/09/10