Entrée mandrehitra (rehitra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mamelona: Mandrehitra afo ~ Mandrehitra ny ady ny tsy fifanarahana [1.1]
Explications en anglais to burn, to set fire to [1.7]
Explications en français mettre le feu à brûler [1.8]
 allumer [1.13]
Morphologie 
mandrehitra
nandrehitra
handrehitra
mandreheta
Mots composés 
Synonymes mampirehitra
Exemples Ka ny andriana no manao ny lovia eo an-tampony ny fototra sy mandrehitra ny fototra voalohany. [2.48]

Anagrammes mihendratra

Mis à jour le 2023/01/20