Entry mandrezatra (rezatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mamoaka fofon-kanina avy ao am-bava, izay avy amin' ny sakafo nohanina tsy levona: Tampenana ny vova rehefa mandrezatra [1.1]
Explanations in French Roter [1.3]
Morphology 
Present : mandrezatra
Past : nandrezatra
Future : handrezatra
Imperative : mandrezata
Proverbs 

Entry mandrezatra (rezatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mamantsika amin' ny fantsika lehibe [1.1]
Explanations in French Clouer avec un gros clou [1.3]

Updated on 2023/02/08