Entry mandrisika (risika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mampahazoto, mitarika, mitaona, manome zotom-po sy havitrihana: Mahay mandrisika ny mpiasany izy
Mahatonga hazoto mampirisika: Mandrisika ny mpianatra ny valisoa [1.1]
 Manao izay hifohazan'ny taova iray. [Vocabulary: Biology] [1.13]
Explanations in French Exciter. [Vocabulary: Biology] [1.13]
Examples Ny fitazanana ireo zaza amam-behivavy avy andrefana sy atsinanana no mahalava ny masony sy mandrisika ny fony [2.470]
Morphology 
Present : mandrisika
Past : nandrisika
Future : handrisika
Imperative : mandrisiha

Updated on 2023/01/20