Entrée |
mandrovitra
(rovitra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mandriatra, mandrotika: Esory io fantsika amin' ny dabilio io fa mandrovitra pataloa ¶ Manimba, mampizarazara: Mety handrovitra fanjakana izao raha mitohy [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | to tear, to rend (fabrics, paper, etc.) [Hallanger 1973]
|
Explications en français | déchirer du tissu, du papier, etc. [Hallanger 1974]
|
Morphologie |
|
Exemples | Ny vovon' alika no manelanelana izany mandrovitra ny fahanginan' ny alina. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 15]
|
Citations |
|