Entry mandry ivohon' ny vato
Elementary words mandry ; ivoho ; vato
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza olona tsy manan-kahina na kely aza satria toy ny mandry ao andamosin' ny varavaram-bato [1.1]
Explanations in English To be secure [1.7]
Explanations in French être en sûreté [1.8]

Updated on 2023/04/20