Entry manempotra (sempotra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mahatonga ho tsy avy miaina noho ny tsy fisian' ny rivotra, na ny hafanana, na ny fibosesiky ny rivotra be loatra: Vonoy izao afon-kitay lena izao fa manempotra
Mandentika ao anaty fahasahiranana: Mbola manempotra mafy ny fanjakana izao ny fampijoroana ny fokonolona [1.1]
Morphology 
Present : manempotra
Past : nanempotra
Future : hanempotra
Imperative : manempora

Anagrams 

Updated on 2023/01/05