Entry manendy (endy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mahandro zavatra amin' ny menaka fa tsy amin' ny rano: Manendy akoho ao anaty vilany [1.1]
Explanations in English To fry [1.7]
Explanations in French Faire frire [1.8]
Examples manam-boanjo ka tsy mba manendy [2.131]
Morphology 
Present : manendy
Past : nanendy
Future : hanendy
Imperative : manendasa, manendaza

Entry Manendy
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Explanations in Malagasy Anarana foko anankiray mpanao ny raharahan' ny Andriamanjaka fahiny [1.1]
Examples 
1Ny Manendy roa tonta, Anosivola sy Anativolo dia samy tarana-bazimba. [2.508]
2Nisy tobin' ombin' andriana tany tamin' izany, namanan' ny Manendy maromaro izay hovalahy iray no nifehy azy. [2.472]
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20