Entry manentsina (tsentsina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manisy tsentsina na zavatra entina manampina ]oaka na vava lavaka na vava tavoahangy: Misy fako be manentsina ny lalana. [1.1]
 Manisy zavatra hanampenana lavaka [1.13]
Explanations in French Boucher [1.13]
Examples 
1Ny sakoitra ihany koa dia mety hiteraka asma, na manentsina ny tsinay [2.424]
2Ny tsindrona inefatra omaly mbola nampian' ny roa aninkeo, ny nify injany minainaina, ny sisika nampidirin' i Vola talohan' ny niaingana injao mbola mizihitra sy manentsina. [2.4]
Morphology 
Present : manentsina
Past : nanentsina
Future : hanentsina
Imperative : manentsena
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/06/21