Entrée manery (tery)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mamotsitra, manapotsitra: Manery voaloboka
¶ Mangeja, mangehy: Manery ahy itý kiraro ity izany
¶ Mamoritra: Manery ny fahavalo; manery ny tsy fahampiana
¶ Mamozona, manao an-terisetra, an-terivozona: Tsy nisy nanery anareo hivady akory fa sitraponareo ihany ny hivady
Explications en anglais  [Hallanger 1973] to press, to compell
Explications en français  [Hallanger 1974] presser; forcer
Morphologie 
manery
nanery
hanery
manere
Exemples  [Andraina: Mitaraina, page 68] Manery anefa ny fahoriana, ka nandeha ihany izy teto na tsy narisika aza.

Entrée Manery
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Explications en français  [Rajemisa 1966] tout petit fleuve du canton de Mantalaky (Fort-Dauphin)
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31