Entry maneso (eso)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao tsinontsinona, manebaka, manatsizarizary: Tsy tsara ny maneso ny mahantra
Mihomehy, mamazivazy, mananihany, manaraby: Tezitra ny mpampianatra fa nisy naneso azy, hono, ny iray tamin' ny mpianany
Mitovy hevitra: mamingavinga ~ mamizaviza ~ manabanty ~ manakora ~ manamavo ~ manambany ~ manao potsa-molotra ~ manaraby ~ manebaka ~ manesoeso ~ maniva ~ manivaiva ~ manizakizaka ~ manondro molotra [1.1]
Explanations in English To scorn, to mock [1.7]
Explanations in French Mépriser, se moquer de [1.8]
Examples ary ny hoe "mihomehy", dia tsy hafa noho ny hoe "maneso" [1.38]
Vocabulary 
Morphology 
Present : maneso
Past : naneso
Future : haneso
Imperative : manesoa
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/05