Entry mangasihasy (hasihasy)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mahatsiaro ho voa sy menamenatra noho ny tsy nahazoana izay nantenaina: Tsy nahazo loka Ibalita ka nangasihasy [1.1]
Explanations in English To be timid [1.7]
Explanations in French ĂȘtre confus ( gaina) [1.54]
 être timide, confus [1.8]
Proverbs 

Updated on 2023/01/20