Entry mangata-dalana
Elementary words mangataka ; lalana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Manao mbay lalana
Mangataka hahazo fahefana hanao araka izay tadiavina, mangataka fahazoana manao zavatra [1.1]
Proverbs 

Updated on 2023/06/17