Entry mangavoka (havoka)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Vasoka, tsy mihiratra na mandina fa matroka: Mangavoka izany ranjon' ise izany, ry Naivo, fa' ndeha sasao [1.1]

Updated on 2023/01/05