Entrée mangeroka (heroka)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mangidy izaitsizy: Tsy tiako io fanafody io fa mangeroka ohatra ny vahona
Synonymes mangerokeroka
Exemples  [Andraina: Mitaraina] Mangeroka mihinan-tenda mantsy ny viha raha lena.

Entrée mangeroka
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Bara] manakenda

Mis à jour le 2020/07/31