Entry manginy fotsiny (mangy, fotsiny)
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ambany fotsiny: Mafy no nahazo ahy fa mora loatra no nahalasanan' ny olona ny akoho namidiko; ny havizanako nitondra azy tany an-tsena amin' izany manginy fotsiny [1.1]

Updated on 2020/07/31