Entrée mangirika (hirika)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mandoaka: Nisy jiolahy nangirika ny rindrinay halina
¶ Mitady hahalala, mangaroka: Nangirika mafy ny resatsika Rasoa fa tsy nilaza na inona na inona aho
¶ Maniry mafy ny hahazo, mangataka: Nangirika mafy itỳ trano itỳ tokoa, Rakoto, fa tsy namidiko
Morphologie 
mangirika
nangirika
hangirika
mangiriha

Mis à jour le 2020/07/31