Entry mangoratsaka (horatsaka)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Madio tsisy rahona na pitiny kely aza: Mangoratsaka ny volam-penomanana / Mavamavana na tany lanjadiany / Indro kosa fa ny foko miantsinanana / Manin-dava iny Ranomasina iny. (R. R-R) [1.1]
Explanations in French ĂȘtre d'un blanc pur [1.3]
Examples 
1Diavolana mangoratsaka no niainganay teo an-tseranan' i Toamasina, mba hanjono any afovoan-dranomasina any. [2.471]
2Mangoratsaka ny volam-penomanana ka manome taratra somambisamby amin' ny tany hazavainy. [2.470]

Updated on 2023/01/21