Entry mangorovitsika (horovitsika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza ireo vongan-drano na vongan-drivotra madinika mitangorongorona eo amin' ny fanambonin' ny rano efa manomboka hafana
Enti-milaza ny rano efa manomboka hafana ka misy ireo vongan-drano na vongan-drivotra mitangorona ireo: Efa mangotraka ve ny ravimboafotsy, anaka? -- Vao mangorovitsika, ry Dada [1.1]
Explanations in English To feel itchy; to be uneasy [1.7]
Explanations in French Avoir des fourmis; être inquiet [1.8]
Examples 
1Efa mangorovitsika, ary ny sasany indreny manadiva ny lalana niverina fa tsy te hijery. [2.895]
2Eny àry, hoy aho, mody nanabe tratra, nefa amin' izany mangorovitsika daholo hatrany an-tampon-dohako ka hatrany am-paladiako. [2.4]
Morphology 
Present : mangorovitsika
Past : nangorovitsika
Future : hangorovitsika
Proverbs 

Updated on 2023/01/20