Entry manify (nify)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy matevina, kararavina: Taratasy manify
Tsy mifanety, tsy mikitroka: Efa ho soja Ramatoa iny fa manify dia manify ny volony
Tsy dia manankarena [1.1]
Explanations in English Thin (not of liquids) [1.7]
Explanations in French être mince, peu serré, clairsemé
être peu riche [1.3]
 Mince [1.8, 1.13, 1.5]
 Peu épais [1.8]
 Fin [1.13]
Examples Setroka manify no nisononoka niakatra ao amin' ny tapa-porohana. [2.470]
Morphology 
Present : manify
Past : nanify
Future : hanify
Imperative : manifisa
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/01/20