Entry maninana (inana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miezaka hanao mihoatra noho..., miezaka hampiseho fahaizana na tanjaka mihoatra noho...: Naninana ahy ianao ka hampisehoako ny tanjako
Mifampitaha: Iza no sahy maninana an' Andriamanitra?
Mihaika [1.1]
Explanations in English To defy, to challenge [1.2]
Examples - Maninana mpiasam-panjakana ialahy! [2.472]
Morphology 
Present : maninana
Past : naninana
Future : haninana
Imperative : maninàna
Compound words 

Entry maninàna (inana)
Part of speech imperative of active verb maninana [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20