Entry maninteraka (tanteraka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandoaka hatrany ambadika, managorobaka: Maninteraka hazo fisaka ~ Maninteraka ny rahona ny tanamasoandro [1.1]
Examples Tsy angano na arira fanao intsony ity fa tena fiainana mby an-koditra, maha ana ny fo, maninteraka ny fanahy. [2.470]
Morphology 
Present : maninteraka
Past : naninteraka
Future : haninteraka
Imperative : maninteraha
Compound words 
Other spellings 

Entry maninteraka
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] Manantanteraka [1.78]

Updated on 2023/01/20