Entry manipaka (tsipaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandaka: Aza manipaka ny zokinao re, anaka, fa tsy fanao
Manosika amin' ny tongotra: Aza manipaka ny lamba firakofana sao mangatsiaka ka mandraiki-marary
Manda, tsy manaiky: Manipaka ny hevitry ny maro Rabe, ka osa izay hanjò azy!
Manary: Manipaka an-dRalay tsy ho zana, ny intsony rainy, fa tafahoatra loatra ny ditrany [1.1]
Morphology 
Present : manipaka
Past : nanipaka
Future : hanipaka
Imperative : manipaha

Entry manipaka
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Bara, Sihanaka, Tambahoaka] Mitsipika [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20