Entry manipy (tsipy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandefa zavatra mafy amin' ny tanana, mitoraka: Tsy mahay manipy baolina ialahy izany!
Manary: Aza manipy rano eny an-dalambe fa mety handena olona ianao [1.1]
Explanations in French Lancer [1.13]
Examples 
1Koa manipy teny aminareo izahay; [2.587]
2Dia manipy kitay iray tanana ny ao an-trano. [1.437]
3Vita izay, i Mira mandatsaka katsaka, izaho kosa manipy tsaramaso ary manototra ny lavaka. [2.117]
Morphology 
Present : manipy
Past : nanipy
Future : hanipy
Imperative : manipaza
Compound words 

Entry manipy (tsipy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Bara, Tambahoaka] mamafy (voa ) [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/06/12