Entry maniraka (iraka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandefa: Efa naniraka olona hilaza io vaovao lehibe io aho
Manendry, manome fahefana: Raisinay amim-panajana tokoa ianao tompoko, satria ny filohan' ny Nosy no naniraka anao
Mahatonga: Marina tokoa fa Andriamanitra no naniraka ny safo-drano [1.1]
Explanations in English To send a messenger [1.2]
Explanations in French Envoyer, expédier, déléguer [1.3]
Morphology 
Present : maniraka
Past : naniraka
Future : haniraka
Imperative : maniraha
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/05