Entry manirikiry (kirikiry)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Minia mandà ny hevitr' olona iresahana mba hanorisorena azy: Tsy ta handray an-dRangahy io aho fa tsy manao afa-tsy ny manirikiry ahy izy [1.1]
Morphology 
Present : manirikiry
Past : nanirikiry
Future : hanirikiry
Imperative : manirikiriza

Entry manirikiry (kirikiry)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mahatonga ho kirina, manorisory [1.1]
Morphology 
Present : manirikiry
Past : nanirikiry
Future : hanirikiry
Imperative : manirikiriza
Synonyms manakirikiry

Updated on 2020/07/31