Entry manjanaka (zanaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manangana ho zanaka: Nanjanaka azy talohan' ny nahaterahanay zanany i dada sy neny
Miteraka, misy zanany, manana: Tsy manaiky izy fa tsy maintsy manjanaka ny vola samborina aminy na dia ariary folo aza [1.1]
Explanations in English To put money out at interest [1.7]
Explanations in French Prendre à intérêt [1.3]
 Prendre l'argent à intérêt [1.8]
Morphology 
Present : manjanaka
Past : nanjanaka
Future : hanjanaka
Imperative : manjanaha
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/09/08