Entrée | manjokaiky (jokaiky) | ||||||||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||||||||
Définition malgache | Mifintina tsy mihetsika ary manjonitra toa malahelo; mitakoko, manjonitra, manjoretra, manjonetra [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||
Synonymes | mijokaiky | ||||||||||||
Exemples | Mipetraka ambony tsihy izy manjokaiky toa olona tra-pahakiviana sy very hevitra. [Rakotonandrasana: Tantsaha] | ||||||||||||
Citations | Proverbes contenant le mot manjokaiky | ||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |