Entry manjono (jono)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Maka hazandrano amin' ny fintana: Nanjono trondro gain' izahay tamin' ny asabotsy hariva ka nahazo eran' ny harona
Maka trondro na hazandrano, na amin' ny fomba ahoana na amin' ny fomba ahoana: Nanjono amalona izahay fa tsy nahazo
Maka na mitarika olona amin' ny fomba kinga sy saro-toherina, manangoly, manojikojy: Nanjono ahy hiditra ao amin' ny antoko misy azy Rabe fa tsy nahomby [1.1]
Explanations in English To fish with hook and line [1.7]
Explanations in French PĂȘcher à la ligne [1.8]
Examples ireny no mpiara-mihaza amiko na mpiara-manjono rahefa tonga ny tonon-taona fanaovana izany. [2.471]
Morphology 
Present : manjono
Past : nanjono
Future : hanjono
Imperative : manjonoa
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20