Entry manjopelana (jopelana)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy (hazavana) mamiratra mamono maso mila tsy ho azo jerena: Manjopelana ireo vakana ireo
(maso) Jambena: Manjopelana ny maso raha mijery masoandro [1.1]
Morphology 
Present : manjopelana
Past : nanjopelana
Future : hanjopelana
Synonyms manjopelaka ~ manjopiaka

Updated on 2023/01/20