Entry mankahala (hala)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Tsy tia mainty, manao hala volo; manan-kevitra hanisy ratsy: Mankahala an' io mpangalatra io ny mponina rehetra ~ Hitako famankahala ny zanako ianao
Tsy tia, tsy mahazoazo: Mankahala ny ady ny olona tia fandriampahalemana
[1.1]
Explanations in English To hate [1.2, 1.7]
 To abhor [1.2]
Explanations in French Haïr [1.8]
Examples 
1Manonofy mandray taratasy tsy misy sonia : misy mankahala any ho any. [1.381]
2Fantatry ny rafozany tsara fa mankahala ny toaka sy ny forongony Zaka, ka iza àry no nanolotra azy? [2.5]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mankahala
Past : nankahala
Future : hankahala
Imperative : mankahalà

Entry mankaha (hala)
Part of speech imperative of active verb mankahala [full list]

Updated on 2023/01/20