Entry mankarenina (renina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza feo mafy dia mafy ka mahatonga ho marenina: Asaivo mangina izany ankizy izany fa mankarenin-tsofina [1.1]
Explanations in French Rendre sourd [1.3, 1.5]
Examples hoy ny mpanofa trano tao an-tany, ka mankarenina izato miliny! [2.499]
Morphology 
Present : mankarenina
Past : nankarenina
Future : hankarenina
Synonyms mamparenina

Entry mankarenina (renina)
Part of speech adjective
Explanations in French Assourdissant [1.5]
Examples Mamakivaky ny lanitra ny tselatra, ary kotroka mankarenina no manampy ny firaondraonan' ny onja mihaza ny rembiny. [2.471]
Morphology 
Present : mankarenina
Past : nankarenina
Future : hankarenina

Updated on 2020/07/31