Entry mankasitraka (sitraka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mampiseho fahafaham-po noho ny asa vita: Nankasitraka ny zava-bitany ny fanfakana
Maneho fihetseham-po mitory fitiavana sy hafaliana noho ny soa noraisina tamin' olona: Mahaiza mankasitraka raha nandray soa tamin' olona
Mahatsiahy: Mankasitraka ny soa nataonao izahay
Mitovy hevitra: mankafy ~ mankamamy ~ mankatelina ~ mankatoa ~ tia [1.1]
Explanations in English To find pleasing or acceptable; to thank [1.7]
Explanations in French Approuver; apprécier; témoigner sa reconnaissance [1.8]
Examples Tsy mandrara ny fifankatiavanareo intsony aho, fa mankasitraka, fa fifankatiavana an-tsitrapo. [2.324]
Morphology 
Present : mankasitraka
Past : nankasitraka
Future : hankasitraka
Imperative : mankasitraha
Proverbs 

Updated on 2023/01/20