Entrée manohy (hohy)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache mihady amin' ny hoho na amin-java-maranitra; manokatra [Rajemisa 1985]
Explications en français creuser avec les griffes ou avec un instrument, déterrer [Abinal 1888]
Morphologie 
manohy
nanohy
hanohy
manohaza

Entrée manohy (tohy)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache manampy, manalava: Tsy fanao, hoy ny Ntaolo, ny manohy rofia ny foly mena
¶ tsy manapaka na mampijanona ny efa natomboka: Mbola hanohy ny diany hatrany Salazamay izy ~ Lasa nanohy ny fianarany any Toulouse izy [Rajemisa 1985]
Explications en français ajouter, unir, continuer [Abinal 1888]
Morphologie 
manohy
nanohy
hanohy
manohiza

Entrée mañohy
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Sihanaka] mihehy [Rakotosaona 1975]
Synonymes mañoehy

Entrée manohy
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Tanosy] maka tantely ao amin'ny tohotra [Rakotosaona 1975]
Morphologie 
manohy
nanohy
hanohy
manohiza

Mis à jour le 2020/07/31