Entry manokana (tokana)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Irery, tsy miaraka amin' ny hafa: Nalainy manokana izy. [1.1]
 Tsy iraisana amin'ny hafa [1.13]
Explanations in French Propre; particulier [1.13]
Compound words 
Phytonyms 

Entry manokana (tokana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manavaka olona na zavatra iray mba tsy hifangaro amin' ny hafa: Manokana marary amin' ny trano hafa ny dokotera
Mitahiry: Manokana vola isam-bolana hanaovana fiantrana izy [1.1]
Morphology 
Present : manokana
Past : nanokana
Future : hanokana
Imperative : manokàna
Compound words 

Entry manokàna (tokana)
Part of speech imperative of active verb manokana [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/09/25