Entry manokatra (sokatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao izay hahitana ny ao anaty zavatra iray amin' ny fanalana ny sarony -- Manala ny saronjavatra na izay manafina azy: Manoka-bilany. / Tsy fomba ny manokatra taratasin' olona
Mamoha, manatanatana, mamelatra: Manoka-bava. / Samia manokatra ny bokiny [1.1]
  [Taisaka] Mamoha [1.78]
 (manôkatra) mamoha [1.78]
Explanations in English Same as mamokatra. [1.2]
Morphology 
Present : manokatra
Past : nanokatra
Future : hanokatra
Imperative : manokafa

Entry mañokatra
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] Mamoaka avy ao andavaka, mamadika [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20