|
|
|
|

Entry1  manoko latabatra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Mikarakara ka mandahatra ny vilia aman-tsotro hisakafoana [1.1]
Examples  4  I Neny manokom-bary sy laoka ary manoko latabatra. [2.4#11]
Elementary words  5  manoko, latabatra

Updated on 2023/09/25