Entry manokom-bary olona
Elementary words manokom-bary ; olona
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Eo antin' ny 11 ora antoandro; enti-milaza ny fotoana izay saiky ikarakaran' ny olona rehetra ny sakafo andrahoina ka ametrahany azy eo ambony toko (eo amin' ny enina na fito hariva eo; hita amin' itỳ fombam-pitenenana itỳ fa ny hariva indrindra ny Ntaolo no nanao sakafo lehibe) [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2023/11/20