Entrée manolotra (tolotra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Manakaiky tsy misy elanelany: Manolotra ny sahanay ny sahany
Explications en anglais  [Richardson 1885] to run along the border of water or the coast, to be contiguous.
Morphologie 
manolotra
nanolotra
hanolotra
manolora
Mots composés, titres, noms 

Entrée manolotra (tolotra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mandroso zavatra mba horaisin' ny hafa: Manolotra tanana ~ Manolotra fehezam-boninkazo
¶ Manome: Efa nanolotra anao vola ariary zato vidin' ny bokinao aho ka ahoana
¶ Manome amim-pahafoizana tanteraka, ary enti-milaza zavatra tsy azo tsapaintanana indrindra: Nanolotra ny fitiavany izy

Mis à jour le 2020/07/31