Entry manondrotra (tondrotra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manatodika
Manolaka (hadisoana)
Mitana zaza eo anelakelaky ny lohalika roa ka manankin' ny lohany amin' ny tratra ary somary manainga kely kosa ny tongony mba hahafahany mivalana tsara [1.1]
Morphology 
Present : manondrotra
Past : nanondrotra
Future : hanondrotra
Imperative : manondrota

Entry manondrotra (sondrotra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mampakatra na manainga ho ambony, amin' ny hevitra arabakiteny na an' ohatra: Hanondrotra ny tranonay izahay amin' ny ririnina ho avy ~ Ny fanjakana no nanondrotra azy ho amin' izany toerana izany [1.1]
Examples bodofotsy tonta sy lamba soga tsizarizary no irakofany ary hazo fisaka natambatambatra no manondrotra izany ho toa farafara, tsy itoviany tantana amin' ny tany. [2.470]
Morphology 
Present : manondrotra
Past : nanondrotra
Future : hanondrotra
Imperative : manondrota

Updated on 2023/01/20