Entry manontany (ontany)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao teny mila setriny na valiny: Manontany anao aho ka valio
Manadina: Nanontany an' Isambilo momba ny bika aman' endriky ny tany ny mpampianatra
Maka ambavany, mamotopototra: Nanontany ny voampanga ny mpamototra [1.1]
Explanations in English To inquire, to investigate, to make a search, to question [1.2]
 To ask a question, to interrogate [1.7]
Explanations in French Poser une question; questionner, interroger [1.8]
Examples 
1Tsy manondro olona ho mpangalatra tsy akory aho fa mba manontany fotsiny. [2.472]
2Sady mibaiko izy, no manontany, no manompa, ka i Lidy mifihifihy no manaraka azy eto aoriana sy manao izay lazainy. [2.470]
Morphology 
Present : manontany
Past : nanontany
Future : hanontany
Imperative : manontania
Synonyms miontany
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/10/20