Entry manosika (tosika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandronjina mba hivoaka amin' ny faritra iray na hamotraka: Aza manosika ahy ianao fa tevam-be itý akaikiko itý
Mandroaka tsy ho anisan' ny fianakaviana na foko, manary: Ny fokonolona no nanosika azy any ivelan' ny tanàna
Manakisaka ny vala namefena ny hazandrano mba hidirany ao anaty vovo: Manosika trondro [1.1]
Explanations in English To shove; to urge [1.7]
Explanations in French Pousser [1.8]
Examples 
1ary ny mamovo sy ny mamintana sy ny manosika, dia fomba fanao ny lehilahy izany. [2.48]
2Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany. [2.472]
Morphology 
Present : manosika
Past : nanosika
Future : hanosika
Imperative : manoseha
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/10/26