Entry | marao (rao) | |||
Part of speech | adjective | |||
Explanations in Malagasy | Masaisay raha kasihina, tsy malama, misy mibontsimbontsina, marokoroko, masaosao: Vato maraorao, [1.1] | |||
Explanations in English | Rough to the touch [1.2, 1.7] | |||
Explanations in French | Rugueux au toucher [1.8] | |||
Compound words |
| |||
Entry | marao | |||
Part of speech | adjective | |||
Explanations in Malagasy | [Taisaka] Tanora, zazalahy kely [1.78] | |||
Anagrams | amaro, marao, maroa, moara |
Updated on 2023/10/19 |