Entry maraokanina
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Maraoka (Afrika avaratra andrefana)
Momba an' i Maraoka na an' i Maraoka na avy any Maraoka: Milazà vokatra maraokanina vitsivitsy [1.1]
Explanations in English Moroccan [3.1]
Explanations in French Marocain, marocaine [3.1]
Vocabulary 
Analogs  Maraoka

Anagrams 

Updated on 2020/07/31