Entry | martiry | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [frantsay martyr] Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon' ny finoany na ny fitiavany olona na zavatra iray: Azo lazaina ho maritioran' ny firenena ireo maty tamin' ny tolom-pahafahana [1.1] | |
Synonyms | maritiora ~ martiora | |
Origin | French: martyr. | |
Anagrams | martiry, miritra, rimitra |
Updated on 2020/07/31 |