Entry mateza (teza)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Maharitra ela vao simba: Mateza itý akanjonao itý fa mbola tsy teraka akory ilay faralahiko no hitako efa nartaovanao izy ity [1.1]
Explanations in English Durable [1.7]
Explanations in French Qui dure [1.8]
Examples Ireo mpikarama amin' ny fisoronana afon-tsiramamy, hono, araka ny filazan' ny olona, dia tsy mateza aina loatra: [2.470]
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/08/11